Hankany amin'ny vontoatiny

Carlos Menem

Avy amin'i Wikipedia
Carlos Menem
Ankapobeny
AnaranaCarlos Menem
Teraka17 Mey 1928
Toerana-
Maty16 Aogositra 2003
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Arjentina
Asa :
Fiainana manokana
Carlos Menem

Carlos Saúl Menem Akil, matetika antsoina hoe Carlos Menem (teraka tamin'ny 2 Jolay 1930 tany Aniloco, faritanin'i La Rioja, † 14 febroary, 2021 tany Buenos Aires) dia mpisolovava sy mpanao politika Arzôma. Filohan'i Arjantina izy amin'ny maha-mpikambana ao amin'ny partido justicalista (peronista) nanomboka ny 9 Jolay 1989 ka hatramin'ny 10 desambra 1999.

Filohan'ny Arjentina

[hanova | hanova ny fango]
nodimbiasany Filohan'ny Arjentina mpandimby
Raúl Alfonsín
1983-1989
Carlos Menem
1989-1999
Fernando de la Rúa
1999-2001